| Entry | 1 maty amboa | 
| Elementary words | 2 maty, 3 amboa | 
| Part of speech | 4 locution | 
| Explanations in Malagasy | 5   enti-milaza ny olona notsaraina fahagola tamin' ny fampinomana, saingy tsy ny tena no nampisotroina tangena fa amboa izay natao solon' ny tena; koa raha maty na resy io amboa io dia resy ilay olona, ary raha velona ilay amboa dia velona ilay olona [1.1] | 
| Synonyms | 6 resy amboa, velona amboa | 
| Updated on 2025/09/12 |   |